|
|
|
|

Teny iditra1  vazan-tany efatra
Singan-teny  2 vazana, 3 tany, 4 efatra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  6 the four cardinal points, the four corners of Madagascar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 les quatre points cardinaux: les "quatres coins" de Madagascar [1.8]
Ohatra  8  Mbola nalefan' ny Andriana eran' ny vazantany efatra ry zalahy ireny. [2.528#]
Tovy hevitra  9 vazan-tany
Lahatsoratra  10 Randzavola: vazan-tany efatra ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11